Ity toerana ity dia fiarahamiasa miaraka amin’ny Ministeran’ny fahasalamana, ny tsy miankina ary ny Minisiteran’ny Jono sy Toekarena Manga izay notohanan’ny ONG GRET. Manana fahafahana 08 taonina (capacité de congélation) ary ahitana milina manamboatra ranomandry (la glace en paillette) 500kg isanandro. Mampidi-bola manodidina ny Ar5 tapitrisa isam-bola io toerana io kanefa mbola 800kg amin’ny 08 taonina no tonga ao.
Nanentana ny rehetra ny Minisitry ny Jono sy Toekarena Manga Paubert Mahatante sy ireo Manampahefana izay nanotrona azy ary nanome ireo toromarika ny hanadiovana ny manodidina.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *