
Natao teto Mahajanga ny faha 18 Desambra 2024, ny fankalazana ny herinandro maneran-tany amin’ny fanentanana ny RAM izay nokarakarain’ireo Ministera mivondrona ao anatiny One Health ( MPEB, MINAE, MEDD,MSANP, MESUPRES, MEAH) notohanan’ny
#OMS,
#FAO,
#OMSA,
#PNUE. Izay mbola hitohy any Antananarivo.