
Notanterahina tao Kunming , Chine, ny 15 Desambra ka hatramim’ny 17 Desambra 2024, ny Zaikabe andiany fahatelo amin’ny fampandrosoana mikasika ny fifanarahana eo amin’ny fanjakàna Sinoa sy ireo Firenena aty amin’ny Ranomasimbe Indianina momba ny fampiroboroboana ny Toe-karena Manga.