
Teo ihany koa ny fahampafantarana ny GMN (Groupe Multipartite National) na ny Vondrona Marolafy Nasionaly, ny antompisiany sy ireo anjara asany eo anivon’ny Governemanta, ny andraikitra manandrify ny avy ao amin’ireo Firaisa-monim-pirenena ary ny avy ao amin’ny sehatra tsy miankina amin’ny fanatrarana miaraka izany tanjona ho amin’ny fangaraharana eo amin’ny sehatry ny jono izany .