Nidina ifotony ny faha 25 Marsa 2025, ny avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga Ihorombe, tao amin’ny Fokontany Ampandratokana, Kaominina Ambanivohitra Ankily, Distrikan’Ihosy, Faritra Ihorombe.
Nitondra tantsoroka ara-teknika eo amin’ny fitantanana ny sakafon-trondro sy ny kalitaon’ny rano izay nampianarina an-dry Masera izay manana olana eo amin’ny kalitaon’ny rano nohon’izy diso maitso loatra.
#MPEB #DRPEB_Ihorombe #Fampamokarana_ny_Atirano

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *