Tamin’ny 5 ora maraina dia Efa nanainga ireo mpanjono handeha hanjono mahaloky izay Marihina fa Anio 01 Aprily no fisokan’izany raha nihidy nandritran’ny 3 volana .
Teny an-toerana niara-dalana tamin’izy ireo hatrany ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert