Mizotra tsara ny fikarakarana sy ny fanatanterahana izany hetsika izany eto Toliara. Nanamafy ny hambompon’ny rehetra ny Minisitra @ fifanohanana sy ny fikarakarana.
Marihina fa efa andro vitsivisty sisa ( J-06) dia hotontosaina izany hetsika goavana izany izay hatao eto Toliara.