Tontosa ny marina ny faha 25 Aprily 2025 ny Fizarana ny toerana (paillasse) ao amin’ny fotodrafitrasa Fivarotana Trondro izay napetraka ny #FDA ao Manakara izay nataon’ny avy ao amin’ny DRPEB_Fitovinagny. Fantatra Ary fa 32 no mpivarotra zaka ny tsena. Ny tanjona dia ny fampiasana ny fotodrafitrasa araka ny tokony ho izy.
Ny tapany hariva kosa no nosokafana amin’ny fomba ofisialy ny tsena izay natrehan’ny Talé Misahana ny fampandrosoana sy fotodrafitrasa #DID eo anivon’ny Faritra, ny avy amin’ny FDA ary ireo mpahazo tombotsoa.
Naneho ny hafaliany ireo vehivavy mpivarotra trondro amin’ny zao nahazoana toera-pivarotana manarapenitra izao.
Marihana fa ny Vondrona Eropeana no nanohana arabola ny foto-drafitrasa.
#MPEB

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *