Notontosaina nandritra ny 02 andro tao Mananjary ny fananganana ny « Comite Regional des suivis » niarahana tamin’ny FSRP (Food System Resilience Program) sy ny PAM.Nifantoka amin’ny fanarahamaso ny « Cantine scolaire » sy ny saha sekoly no antom-pijoroan’ny kaomity.
Voaresaka tao ny fiaraha-miasa amin’ireo Koperativa maro ao an-toerana amin’ny famatsiana vokatra ho an’ireo sekoly toy ny:
« Denrée seche »(tsaramaso…), « Danree fraîche » (traka sy legumes) ary ny trondro sy vary.
Narahina fidinanana ifotony moa ity fotoana ity tao amin’ny Fokontany Anjanavorona ho fijerena ireo toeram-pamokarana. Maniry ireto Koperativa mba hiditra amin’ny fiompiana trondro taorian’ity fidinana ifotony natao ity.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *