Notanterahana ny 10 Jona 2025 tao Nice, France, teo ambonin’ny sambo METEOR ny fifanakalozan-kevitra mikasika ny rafitra ara-tsakafo sy fahanjarian-tsakafo amin’ny alalan’ny hazandrano.
Hetsika nokarakarain’ny BMZ (Bundesministerium für wirtschaftliche Zusammenarbeit und Entwicklung)
na ny Ministera Alemana misahana ny fiaraha-miasa ara-toekarena sy fandrosoana ka nahitana ny fandraisan’anjaran’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toenkarena Manga, ny WorldFish, ny BMZ sy ny solontenan’ny CAOPA (Confédération d’organisations professionnelles de la pêche artisanale maritime et continentale d’Afrique) na ny fikambanan’ny mpanjono salatsalany matianina aty Afrika.
Nivoitra tamin’izany fa maro ireo ezaka tokony ho atao, indrindra eo amin’ny :

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *