Ho fanjohiana ny asan’ny Koperativa Komamidja izay miasa ao amin’ny COMPLEXE DE PECHE ao amin’ny Distrikan’Ambanja dia nidina ifotony tao an-toerana ny ekipan’ny CIRPEB ny 28 Jona 2025 lasa teo. Hita tamin’izany fa mizotra araky n’y tokony ho izy ny fomba fiasan’izy ireo nandritra izay volana vitsivitsy niasany izay.
Marihina efa nahazo  » groupe » lehibe iray 50 KVA izay mitentina 30 000 000 Ar ho fitsinjovana sahady ny mety ho tsy fampian’angovo azo avy amin’ny herin MASOANDRO mandritry ny fotam – pahavaratra .
#MPEB #DRPEB #DIANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *