Notanterahina Anio 24 Jolay 2025 ny Famoahana ireo mpianatra nahavita fianarana isan’ambaratongany avy izay nandranto fianarana tao amin’ny ESSCA Antanimena.
« KANTY » Io no anarana nomena ireo andiany ireto izay midika fa mamiratra ireo mpianatra Ary mahay. Ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert kosa no voafidy ho ray mpiahy azy ireo.
Eto Vao tena manomboka hoy A/toa Minisitra satria hitarika ny ho aviny izy ireo na eo amin’ny sehatry ny asa izany na amin’ny lafim-piainana manontolo , ny fahaizana no tena manan-danja indrindra Raha te hioatra amin’ny fiainana hoy izy Ary mila miharitra sy milofo raha te hanatratra ny tanjona hiriana .
Nirary soa azy ireo ny tenany arak’izany Ary nankasitraka ireo mpanabe sy raiamandreny rehetra tsy nikely soroka tamin’ny nahatafitana ireo zanaka .
#SORTIE_DE_PROMOTION_KANTY