Ny masoandro mody no nampalahelo Raha ny fahavitrihan’ireo vahoaka Tonga nanatrika ny fampiofanana fiompiana trondro androany Teto Ambodivoananto. Tsy niandry ela fa Notanterahina tao amin’ny efitrano fampiofanana vaovao izay hita ao anatin’ny foto-drafitrasa Zone d’emergence Piscicole no nanaovana izany , nanomezana ny mahakasika ny fiompiana trondro an-dobo amin’ny antsipirihiny.
Ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert no Nanantateraka izany . Nanome toky ny tenany fa Mbola hiverina hanohy ny fampiofanana izay hanomezana ireo karazana fiompiana trondro Ary ho harahina fampiharana avy hatrany .
Nankasitraka Ary nanome toky ireo vahoaka Tonga nanatrika izay miisa 150 mahery eo ho eo fa hanaraka atsakany sy an-davany ireo Toro-marika rehetra.
#MPEB #FAMPIOFANANA #FIOMPIANA_TEONDRO
#VATOMANDRY #FARITRA_ATSINANANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *