Amin’izao ankatoky ny fanomanana ny fandraisana ny fihaonana an-tampony faha 45 ‘ny #SADC izao dia nandray anjara tamin’ny Hetsika asa tanamaro fanadiovana sy fanatsarana ny tanร na ny fianakaviamben’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga Anio 01 Aogositra 2025 . Teny amin’ny manodidina ny by pass no nanaovana ny asa fanadiovana izay tampahavitrihana tanteraka no nanantaterahan’izy ireo izany.
Hetsika izay NotarihinโAndriamatoa Tilahy Desire, Sekretera Jeneralinโny Ministera, niaraka taminโireo mpiasa rehetra Teto anivon’ny Ministera .Vahiny manankaja maro no horaisintsika ka izao no manamporofo fa miray hina Isika tsy ho an’ny resaka fanadiovana ihany fa ny fanehoana fa mahay mandray vahiny Isika eto Madagasikara ๐ฒ๐ฌ๐ฒ๐ฌ
#๐๐๐๐๐๐ฝ๐๐_๐๐_๐๐๐ผ_๐๐๐๐
#MPEB #SADC2025 #Tanana_madio