Azo anaovana fiompiana trondro avokoa ny toerana rehetra na an-drenivohitra na ambanivohitra saingy ilaina ny fiofanana hampahomby azy.Araka izany dia niisa 19 indray ireo Tonga niatrika fiofanana tao Toamasina, renivohitry ny faritra Atsinanana mahakasika ny fampiofanana trondro an-dobo ivelan’ny tany ny nataon’ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga DRPEB Atsinanana ny faha 31 Jolay 2025 teo. Nozaraina tamin’ireo mpiofana ireo pitsopitsony rehetra mikasika ny teknika nifandraika amin’ity karazana fomba fiompiana trondro ity.
#MPEB #DRPEB #ATSINANANA #Fiofanana_fiompiana_trondro__andobo_ivelan_ny_tany #Asa_Manga

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *