Miomana indray Isika vahoaka rehetra eto amin’ny Distrikan’ny #MORAFENOBE , Faritry Melaky fa anjaranao indray izao no hahazo fampiofanana maimaimpoana izay iarahana amin’A/toa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert eo ihany koa ireo fitsidihana isan-karazany entina hampiroboroboana ity sehatra ity eto an-toerana. Tonga nitsena azy tamin’izany ireo Tompon’andraikitram-panjakana rehetra tao an-toerana.
Aza adino fa ireo toerana rehetra ahitana renirano, ranovory sns dia afaka hiompiana avokoa Rehefa mahafehy ny teknika rehetra Isika .
MIOMANA ARY FA SOA FANARARAOTRA HO ANAO ITY .

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *