Notanterahina ny 10 Janoary 2025 ny Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2025 ho an’ny Faritra Boeny. Ny loha hevitra tamin’izany dia ny hoe  » Ny ala, antoky ny rano sy ny angovo ».
Nandray anjara tamin’izany ny Solombavam-bahoaka Marovoay, ny Governora, lehiben’ny Distrika Marovoay sy Ambato boeny, FDS, STD, PTF, mpanjono, mpianatra marobe ny ekipan’ny DRPEB Boeny ary ireo mponina eny ifotony.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *