Navohitra ireo mety ahitana kolikoly eto amin’ny sehatry ny asa eo anivon’ny Ministera ary naroso ihany koa ny tokony hatao hanoerana izany. Azo tsapaintanana, arak’izany ny asa vita eo amin’ny fanantontosana ny PTA ho any Faritra Amoron’i Mania izay hoentina miady amin’ny kolikoly.
Natao ny faha 24 Febroary 2025, izany fidinana ifotony izany, tao Ambositra, Faritra Amoron’i Mania, izay niarahana tamin’ny #DRPEB_Amoron_i_Mania.
#MPEB #Ady_amin_ny_kolikoly #PPSPAS

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *