Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Nosy Faly , Antafiambotry, Distrikan’ny Ambanja , Faritra DIANA
Fizarana marim-pakasitrahana nomena ireo nanaraka Fiofanana mahakasika ny Fitadiavana vahaolana miankina amin’ny natiora niarahana tamin’ny Tetikasa Resea

Ankoatry ny fanokafana ny Jono mahaloky dia nisy ny fizarana marim-pakasitrahana nomena ireo nanaraka Fiofanana mahakasika ny Fitadiavana vahaolana miankina amin’ny natiora mba hitondra vokatra ho an’ny firenena Izay niarahana tamin’ny Tetikasa Resea.
Ny fampitaovana ho an’ny fikambanan’ny mpanjono toy ny Vedette hanaovana ny surveillance communautaire avy amin’ny Blue Ventures.
Misy ihany koa ireo tady mahazaka hampiasaina eny ampanjonoana avy amin’ny Blue Ventures, ireo kits de surveillance ho an’ny polisin-drano, ny permis de collecte sns…
Hisaorana hatrany ireo Mpiara-miombon’antoka sy izay nisalahy rehetra nandritra ny hetsika fanokafana amin’ny fomba ny fanjonoana mahaloky
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru