Ny ranomasina sy ny tontolo manodidina azy , ireo zava-manan’aina rehetra miaina amin’ny ranomasina , ireo zava-maniry voajanahary anaty ranomasina sy ny maro hafa mifandraika amin’ny ranomasina ka manome ny atao hoe Toekarena Manga no naseho ho an’ireo ankizy kely mpianatra Teto amin’ny alliance française Toliara Anio tamin’ny horonantsary fohy
Tafiditra tanteraka anaty ny Fanantaterahina ny FOJAEB aty an-toerana izany izay manomboka rahampitso 17 Aprily 2025 .