Mihatsara ny vokatra amin’ny ankapobeny rehefa manaraka ny toromarika isika rehetra toy ny hita ao amin’ny Faritra SAVA izay isan’ireo Faritra tena tsy ahitana fampiasana #harato_moustiquaire hatreto…
Ndeha Ary hifanome tànana isika rehetra mba hisian’ny #Jono_maharitra !!!
(Sary indrana)

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *