Tontosa ny faha 09 May 2025 ny varotra fampiratiana ireo vokatra rehetra azo tamin’ny alalan’ny fiahiana ara- tsosialy.
Nandray anjara tamin’ny trano eva ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga Matsiatra Ambony, izay nampahafantatra ireo tolotra rehetra omena eo anivon’ny DRPEB ho an’ireo mpiara- belona fa indrindra ireo mpiompy trondro.
Teo ihany koa ny fivarotana trondro velona avy amin’ireo tantsaha izay nomen’ny #DRBEB_Matsiatra_Ambony fihofanana sy tantsoroka.
35 Kg no trondro namidy io andro io ary lafo tamin’ny vidiny 18 000 Ar/kg izy rehetra.
#MPEB

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *