Notontosaina ny 16 mai 2025, fandraisana ara-tekinika ny « glacieres » miisa 105 ao amin’ny Kaominina Maroalomainty. « Glacieres » mahazaka 60l, izay avy amin’ny tetikasa MIONJO miaraka amin’ny fiaraha-miasa amin’ny AIM.
Ny Be ny tananan’ny Kaominina Maroalomainty no nandray izany, Tonga nanatrika izany moa ny ekipa ao amin’ny DRPEB Androy, MIONJO, AIM ary ireo mpanjono ao an-toerana.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *