Notanterahina ny faha 13 Jona 2025, ny atrikasa iraisam-paritra ho fakan- kevitra momba ny famatsiam- bola iatrehana ny vokadratsin’ny fiovaovan’ny toetrandro.
Samy nanohana ny heviny eo amin’ny sehampihariany avy ny rehetra ka anisan’izany ny FItaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga Matsiatra Ambony ny amin’ireo asa laharampahamehana ho fampiroboroboana atrany ny fihariany anaty rano sy ny Toekarena Manga aty amin’ny Faritra manoloana ny fiovan’ny toetrandro.