Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

AMBOVOMBE , FARITRA ANDROY
Nanatrika ireo lanonana Telo lehibe izay Notanterahina tao Ambovombe Androy ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga no Sady mpiahy ny Faritra A/toa MAHATANTE Paubert

Tonga Nanatrika ireo lanonana Telo lehibe izay Notanterahina tao Ambovombe Androy Ny 20 Jona 2025 Teo ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga no Sady mpiahy ny Faritra A/toa MAHATANTE Paubert.
Anisan’izany ny Lanonana ara-miaramila natrehin’ireo manamboninahitra ambony eo anivon’ny zandarimaria, izay nanatanterahana ny Famindram-pibaikoana teo amin’ny kaomandy ny vondro-tobim-paritry ny zandarimaria eto Androy Taloha sy ny vaovao.
Fametrahana samboady ireo ben’ny Tanana miisa 57 ato anatin’ny Distrika 05, Faritra Androy Ary ny
Fiarahabana sy fanolorana ireo mpitsabo sinoa vaovao miisa 07 hiasa mandritra ny roa taona eto Ambovombe Androy.
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru