Filoham-panjakana Ny Kolonely Michaël Randrianirina:
« Isika io dia efa natambatr’Andriamanitra ho Nosy iray, n’iza n’iza mipetraka eto amin’ity Nosy ity dia Malagasy daholo. Mba ajanony ity resaka fihaviana ity….. »
Horonantsary Arphine R.
Source: 24hMada
