Nandray anโAtoa ๐๐น๐ผ๐๐ ๐ก๐ถ๐๐ถ๐ด๐ถ๐๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ
Mpisolo-tena vonjimaikanโny FAO eto Madagasikara, ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga ๐๐ง ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ ๐
๐๐๐ฃ
tao Ampandrianomby ny 20 aprily 2026.
Nohamafisina nandritra ny fihaonana ny fitohizanโny fiaraha-miasa efa nisy teo aminโny FAO sy Madagasikara, indrindra aminโny fampandrosoana ny jono sy ny Toekarena Manga. Tafiditra aminโizany ny fanohanana ny mpanjono madinika, ny #fanatsarana ny #fanodinana sy #fitehirizana_vokatra, ary ny fampiroboroboana ny fiompiana trondro aminโny alalanโny #teknika_maoderina.
Laharam-pahamehana ihany koa ny ady aminโny jono tsy ara-dalร na (INN), ny fanavaozana ny lalร na mifehy ny sehatra, ary ny fanomezana lanja ireo harena an-dranomasina sy trondro zanatany.
Marihina fa efa hatry ny ela ny fiaraha-miasanโny FAO sy Madagasikara aminโny jono sy ny Toekarena Manga, aminโny alalanโny fandaharanโasa toy ny EAF-NANSEN, Glolitter ary ny fanatanterahana nyPAN-PP.โ
Nanamafy ny roa tonta fa ๐ก๐๐ง๐จ๐ก๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐๐ง๐๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ซ๐๐ก๐-๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ ๐ก๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ก๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ง๐๐ญ๐ฒ ๐ซ๐๐ง๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐ข๐ซ๐๐ฆ-๐๐จ๐ฅ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐จ๐ง๐จ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ.
#MPEB
#FAO
#FIARAHA_MIASA_MIABO
