
Ala Honko , Vahatry ny aina , miaro ireo zava-manan’aina , manamafy ny fahafahantsika miatrika ny fiovaovan’ny toetrandro Io no...

Ala Honko , Vahatry ny aina , miaro ireo zava-manan’aina , manamafy ny fahafahantsika miatrika ny fiovaovan’ny toetrandro Io no...

Ezahina hatrany ny hanamafisana ny fahaizan’ny mpanjono sy ireo « mareyeurs » mba hahafahan’izy ireo manatsara ny vokatra azo avy amin’ny...

Fanamboarana dobo trondro vaovaon’ny Sekoly fanofanana ho mpiandry Fonja (ENAP). Maro ireo sekoly sy orinasa miara-miasa amin’ny Ministeran’ny Jono sy...

Notontosaina tao Ambatobe-Antananarivo ny 24 Jolay 2025 ny ambohi-pihaonan’ireo mpisehatra amin’ny fampamokarana ny aty ranomamy izay nosakafan’Atao Tale Jeneraly ny...

Taorian’ny fihaonana ara-teknika niarahana tamin’Atoa Dr Qu Dongyu izay Tomponandraikitra voalohany manerantany #momba_ny_sakafo eto anivon’ny #Firenena_Mikambana dia nisy ny fitsidihana...

Notanterahina Anio 24 Jolay 2025 ny Famoahana ireo mpianatra nahavita fianarana isan’ambaratongany avy izay nandranto fianarana tao amin’ny ESSCA Antanimena....

Nanisana Antananarivo, Faritra Analamanga. Niampy iray indray ny fiara lehibe izay ahafahana #mamoaka ireo vokatra an-dranomasina any amin’ireo toerana #saro_dalana...

Mitohy hatrany ny tantsoroka sy famatsiana fitaovana ireo mpiompy trondro avy amin’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga miaraka amin’ireo...

JONO TSY MANARA-DALANA : NIAMPY IREO FITAOVANA ENTINA HITSIRIHANA NY SISIN-DRANOMASIN’ I MADAGASIKARA Ankoatr’ireo Sambo miisa 25 izay fitaovana hananantsika...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025