Zana-trondro avy amin’ny fikambanan’ny mpanjono manodidina ny 1000 isa eo ho eo no narotsaka Teto Masiamboay androany izay Notanterahina nandritra...
Zana-trondro avy amin’ny fikambanan’ny mpanjono manodidina ny 1000 isa eo ho eo no narotsaka Teto Masiamboay androany izay Notanterahina nandritra...
Ho famporisihana ireo mpandray anjara miisa 57 tonga nanatrika ny fampiofanana fiompiana trondro an-dobo tao amin’ny efitrano malalaky ny Fitaleavam-paritry...
Miezaka mampivelatra sy mampiroboro ny sehatry ny Jono sy ny Toekarena Manga ny eto anivon’ny Ministera ka izany indrindra no...
Tontosa soamatsara ihany koa ny fampiofanana fiompiana trondro Teto amin’ny Kaominina Alakamisy itenina izay niarahana tamin’Atoa Minisitry ny Jono sy...
Notanterahina ny faha 30 May 2025, ny fankalazana izay natomboka tamin’ny « Carnaval » tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Ambanja ny fankalazana ny...
Mirefy 4 hektara ity ZEP eto Ampamaherana ity izay manana Dobo miisa 67. Ity izany no Anisan’ny ZEP lehibe eto...
Feno ny Fampianarana izay nomena an’ireo olona Liana amin’ny sehatry ny fiompiana trondro Tonga maro be nandritran’ny fampiofanana maimaimpoana izay...
Ny resaka #hay_tarika sy ny mahakasika ny tontolon’ny #Toekarena_Manga no nifampizarana niarahana tamin’ireo mpianatra maro Teto amin’ny Oniversiten’ny Fianarantsoa androany....
Mitohy eto Fianarantsoa ny fitsidihana entina hampiroboroboana ny sehatry ny Jono sy ny Toekarena Manga izay hiarahana amin’A/toa Minisitra MAHATANTE...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025