Nidina ifotony ny avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga, ny faha 20 May 2025, nanentana ireo...
Nidina ifotony ny avy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga, ny faha 20 May 2025, nanentana ireo...
Ho fanamafisana ny fanentanana ireo mpanjono n’y amin’ny Faritra Arovana ao amin’ny Nosy Barren dia nisy ny fidinana ifotony tany...
Notanterahina anio 19 Mey 2025 tao ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Tanambe, ao anatin’ny Distrikan’Amparafaravola, faritra Alaotra Mangoro ny fametrahana ny...
Tontosa ny faha 16 Mey 2025 teo ny fampiofanana fiompiana trondro ho an’ireo mpianatra ho zandary miisa 97 teo anivon’ny...
Notontosaina ny 16 mai 2025, fandraisana ara-tekinika ny « glacieres » miisa 105 ao amin’ny Kaominina Maroalomainty. « Glacieres » mahazaka 60l, izay avy...
Iray amin’ireo vokatra mampalaza an’i Madagasikara ny makamba.Nasian’ny Ministera ny Jono sy ny Toe-karena Manga MPEB fanavaozana ny fitrandrahana io...
Tontosa teto Ampandrianomby, Antananarivo anio faha 15 Mey 2025 ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Direction Générale des Douanes de Chines...
Notanterahina ny 13 May 2025 tao Toliara ny atrikasa momba ny « Planification stratégique et opérationnelle du plan de gestion et...
Anisan’ireo nahazo tohana avy amin’ny Orinasa mpanjono makamba Refrigepeche Ouest miasa amin’ny fari-panjonoana A ny fikambanan’ny mpanjono ao Djangoa. Ho...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025