AMBOVOMBE ANDROY. Ny firaisankina no hery , izay no azo amehezana ny hafatra izay nataon’A/toa Minisitry ny Jono sy ny...
AMBOVOMBE ANDROY. Ny firaisankina no hery , izay no azo amehezana ny hafatra izay nataon’A/toa Minisitry ny Jono sy ny...
Tongasoa eto TOLAGNARO, FARITRA ANOSY A/toa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert hanantateraka fidinana ifotony taorian’ny...
Tontosa ny faha 15 Marsa 2025, ny fampitaovana ireo mpanjono ka Fikambanana miisa 14 avy amin’ny Kaominina miisa 05 anatin’ny...
Misehatra amin’ny fiompiana trondro ihany koa ry zareo avy ao amin’ny Maison centrale Ankorombe ka ny trondro hompiana ao an-toerana...
ontosa ny faha14 Martsa 2025 teo ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanombohan’ny tetikasa ASAM izay hiasa amin’ny Distrika telo...
Dobo miisa 15 izay afaka mamokatra zana-trondro manodidina ny 1000T/ isan-taona ,toeram-piofanana mazaka olona 50 ho an’ireo izay Liana rehetra...
Nanatanteraka fitsidihana teto amin’ny Kaominina AMBEROMANGA, Distrikan’ny SOAVINANDRIANA, Faritra ITASY A/toa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025