
Fanetriben’ny firenena sady mampihena ny vola miditra ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ny fisian’ny Kolikoly.Izany indrindra no mahatonga ny Ministeran’ny Jono sy...

Fanetriben’ny firenena sady mampihena ny vola miditra ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana ny fisian’ny Kolikoly.Izany indrindra no mahatonga ny Ministeran’ny Jono sy...

Notanterahina ny 17 sy 18 novambra 2025 ny atrikasa fanombanana ny drafi-pandrindrana ny jono ao amin’ny faritra BATAN na (Baies...

Mba ho fampanarahan-dalàna sy ny fidirana eo amin’ny sehatry ny maha matihanina dia tonga nandalo tao amin’ny biraon’ny Fitaleavam-paritry ny...

Ho fanohanana ireo tantsaha amin’ny fivoarana izay tian’ny hatao , ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga MPEB dia manohy...

Faritra isan’ny manana toe-tany mafana i Bongolava izay manafaingana ny fitomboan’ny trondro.Nisy araka izany ny fandrotsahana zana-trondro Tilapia 12000 tao...

Notanterahina tao amin’ny « La residence Ankerana » ny fanamafisam-pahalalàna na (renforcement de capacité) ho an’ireo teknisiana eo anivon’ny Autorité...

Ny alakamisy faha 13 Novambra 2025 teo no nanomboka ny fakana ireo vokatra trondro izay niompian’ny Fikambanana MAHAVOTSE nandritra ny...

Ny fisian’ireo sambo manao jono tsy ara-dalàna dia mandrava ny loharanon-karena an-dranomasina, ary manohintohina ny fiainana andavanandron’ireo mpanjono. Mandritra ny...

Telo Andro katroka izao Atoa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga, Atoa Chan Kit Waye Jaco no nanantateraka fitsidihana...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025