MANOFANA TANORA AMIN’NY SEHATRY NY FAMBOLENA SY FIOMPIANA ARY JONO. Tanora manodidina ny arivo any ho any no miofana eto...
Tanterahina eto Madagasikara mandritra ny 03 andro ao amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny » Réunion Consultative des Parties Prenantes Nationales...
Ao anatin’izao fiovaovan’ny toetrandro sy manoloana ny vanim-potoanan’ny rivodoza ary ireo tranga faharendrehana an-dranomasina tato ho ato dia naka fotoana...
Toeram-piompiana trondro iray ao Manatantely, Kaominina Soanierana, Distrikan’i Tolagnaro, no efa miditra amin’ny sehatra matianina amin’izao fotoana izao ary mampiasa...
Ny faha 14 Febroary 2025 teo no nanatanterahana ny fambolen-kazo ho an’ny ekipan’ny Fitaleavam-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga...
Plusieurs initiatives majeures visant à renforcer le secteur halieutique et à promouvoir l’économie bleue du pays engagées avec célérité dès...
RAHARIMALALA Sylvie Talem-paritry ny Jono sy ny Toekarena Manga, Faritra DIANA.
Araky ny ambeti-tenin’Atoa Minisitra MAHATANTE Paubert matetika dia : « Ny ala no mahatonga ny orana.Ny orana no miteraka ny rano....
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025