Mba ho famporisihana ireo Mpanjono hanjono lavitra kokoa (peche au large) sy hanohanana azy ireo amin’ny ara-pitaovana dia anjaran’ny Toliara...
Mba ho famporisihana ireo Mpanjono hanjono lavitra kokoa (peche au large) sy hanohanana azy ireo amin’ny ara-pitaovana dia anjaran’ny Toliara...
Anisan’ny nandray anjara ihany koa ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga tamin’ny fakan-kevitra entina hampivoarana ny famokarana mahakasika ny...
Nisokatra androany faha 23 Janoary 2025 ny « Fikaonan-doham-pirenena ho fampivoarana ny famokarana eto Madagasikara » na « Journées de concentration nationale sur...
Niroso tamin’ny Fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa ho fanamafisana ny fanohanana ireo tetikasa ho fampiroboroboana ny Toekarena Manga, FMFP na ny Tahiry Famatsiam-bola Malagasy...
Araka ny tetiandron’ny fambolen-kazo isam-paritra dia notanterahana ny faha 17 Janoary 2025 tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Benenitra, Distriktan’i Benenitra ny...
Tamin’ny taona lasa no nampahafatarin’ireo vahoaka izay Liana te hisehatra amin’ny fiompiana trondro ny olan’izy ireo mahakasika ny fahazoana zana-trondro...
Taorian’ny fandalovan’A/toa Minisitra MAHATANTE Paubert tamin’ny taon-dasa dia nampihatra avy hatrany ireo toromarika rehetra ny tenany izay nahafahana namokatra zana-trondro...
Tamin’ny taona lasa ny volana septambra 2024 no nanao ny fanentanana maro samihafa mahakasika ny fiompiana trondro tao amin’ny Distrikan’ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025