
Ny faha 05 jolay 2025 lasa teo dia notanterahina tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Antsohihy, Faritra SOFIA, ny fampiofanana niompana tamin’...
Ny faha 05 jolay 2025 lasa teo dia notanterahina tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Antsohihy, Faritra SOFIA, ny fampiofanana niompana tamin’...
Notanterahina nandritry ny 03 andro tao Cebu city, Philippines, ny 02 ka hatramin’ny 04 Jolay 2025, ny atrikasa mahakasika ny...
Fahombiazana izay amin’ny ankapobeny ny hamehezana ny hetsika Tsenaben’ny hazandrano andiany faha-05 izay notanterahina tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina nandritra...
Notanterahana nanomboka androany 02 Jolay 2025 ka haharitra 04 andro ny andiany faha-05 amin’ny Tsenaben’ny hazandrano na « Foires des produits...
Anisan’ny fitaovana natolotra ny lakana fibre de verre, motera 9,9 CV, sondeur kit feno, tady, harato, filao, tapis, émerillon, ary...
Mpiompy trondro miisa 15 avy ao amin’ny « Baie d’Ambaro District d’Ambilobe » no tonga nitsidika ireo mpiompy trondro izay nofanina niaraka...
Notanterahana nandritra ny 02 andro tao Kampala, Uganda, ny faha 28 sy 29 Jona 2025 ny fivoriana faha-04n’ny Vaomiera manokana...
Tontosa ny faha 28 Jona 2025 teo tao amin’ny FLM Vohijanahary, Kaominina Antsirabe I, Distrikan’i Antsirabe I, ao amin’ny Faritra...
Mandray ny andiany faharoa amin’ny fivorian’ireo Firenena aty Afrika ao anatin’ny tetikasa « Glolitter Partneships » i Madagasikara, taorian’i Kenya, nanomboka androany...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025