Notanterahina ny 10 Janoary 2025 ny Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2025 ho an’ny Faritra Boeny. Ny loha hevitra...
Notanterahina ny 10 Janoary 2025 ny Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2025 ho an’ny Faritra Boeny. Ny loha hevitra...
Nifarana anio ny fivorian’ny komity miandraikitra ny « appui sectoriel » izay ahitana ireo avy ao amin’ny vondrona Eropeanina Sy Isika eto...
Notanterahina Anio 9 Janoary ny Fivoriana mahakasika ny fampiasam-bola amin’ny « appui sectoriel » araka ny fifanarahana ara-jono izay niarahan’ny teto anivon’ny...
Notanterahana androany faha 03 Janoary 2025 tao amin’ny efitrano malalaka fivorian’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga, ny fivoriana savaranonando...
Araka ny tapaka nandritran’ny filan-kevitrin’ny minisitra ny faha 18 Desambra 2024 lasa teo dia nankatoavina ny handraisana ny « Forum des...
Resy lahatra fa hiompy trondro ny mpiara-miasa ao amin’ny Sampam-pitsikilovana eto Madagasikara na ny CIS. Dobo mirefy 125m2 no hanombohana...
Analapatsy dia Kaominina manamorona ranomasina nefa ahitana tsy fanjarian-tsakafo ary ny fambolena atao dia zary raha mamokatra nohon’ny hain-tany. Arak’izany...
Ny Faritra Androy dia manana sisin-dranomasina 200km sy harena maro samihafa toy ny lamatra, orantsimba (langouste) sy trondro isan-karazany. Raha...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025