Tontosaina eto anivon’ny FAO ny 08 – 12 jolay 2024 ny fivoriana antampony iraisam-pirenena faha 36 ny komitin’ny Jono (36th...
Nandritra ity iraka nataon’Atoa Minisitry ny Jono sy Toekarena Manga Mahatante Tsimanaoraty Paubert dia nampiofana ireo solontenan’ny Mpamboly lomotra...
Nijery ireo toerana ivarotana trondro sy nihaona amin’ny Mpivarotra trondro ao Sainte Marie ny Minisitry ny Jono sy Toekarena Manga...
Ity toerana ity dia fiarahamiasa miaraka amin’ny Ministeran’ny fahasalamana, ny tsy miankina ary ny Minisiteran’ny Jono sy Toekarena Manga izay...
Isan’ny mamatsy vokatra andranomasina an’i Ambodifotatra izay ahitana olona betsaka indrindra ao Sainte Marie i Ambatorao noho izy isan’ny ahitana...
Nandritra ity iraka nataon’Atoa Minisitry ny Jono sy Toekarena Manga eto Sainte Marie ity dia nisy ny fihaonana izay...
Raha tsiahivina dia Orinasa Mpamboly lomotra telo no misy eto Sainte Marie (Madalague, SOVALG ary Nosy Boraha Seaweed na NBS)....
Taorian’ny fifampiresahana tamin’ny hery velona rehetra izay notarihin’Atoa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga Paubert Mahatante momba ny olan’ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025