Iray amin’ireo mpiara-miombona antoka manampy betsaka ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga amin’ny fampiroboroboana ny Jono madinika sy...
Iray amin’ireo mpiara-miombona antoka manampy betsaka ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga amin’ny fampiroboroboana ny Jono madinika sy...
Mitohy hatrany ny fiaraha-miasantsika miaraka amin’ny Firenena Royaume-Uni, tonga nitsidika an’Atoa Minisitriny ny Jono sy ny Toekarena Manga, MAHATANTE...
Ho fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga sy ny « Centre National de Recherches Océanographiques » Nosy...
Notontosaina ny faha 10 Jona 2024 ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Minisiteran’ny Jono sy ny Toekarena Manga (MPEB) sy ny avy...
Mbola eto amin’ity toerana fanaovana fikarohana momba ny fihariana anaty rano ity hatrany, isan’ny nahagaga ny nahita ilay tilapia...
Mitovy tsy misy valaka amin’ny « Centre de développement de l’aquaculture » na CDA ao Mahajanga ity toerana ity raha ny...
Ireo harato efa tsy ampiasain’ny Mpanjono na tavela anaty ranomasina miampy ireo plastika izay angonin’ireo « gardes côtes » costa rikana...
Midadasika ny ranomasina eo ambany fiandrianan’ny Costa Rica nohon’ny fisian’ilay Nosy Cocos, 550km any andrefan’ity Firenena ity no misy...
Notanterahana any Costa Rica ny lancement ny tatitry ny FAO momba ny jono sy fihariana anaty rano maneran-tany. Nambaran’ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025