Notanterahina ny faha 20 Martsa 2024 tao amin’ny Hôtel Le Palétuvier, Kaominina Ambonivohitra Toliara, Faritra Atsimo-Andrefana ny atrikasa ho fahampafantarana...
Notanterahina ny faha 20 Martsa 2024 tao amin’ny Hôtel Le Palétuvier, Kaominina Ambonivohitra Toliara, Faritra Atsimo-Andrefana ny atrikasa ho fahampafantarana...
Un atelier de vulgarisation de la Politique Intégrée de Gouvernance de l’Océan ou « PIGO » a eu lieu ce mardi 19...
Tontosa androany tolakandro faha 13 martsa 2024 ny fivorina voalohany ara-potoana ny Komity marolafy mandrindra ny fampiroboroboana ny toekarena manga...
Tonga nitsidika an’Atoa Ministrin’ny Jono sy ny Toekarena Manga, MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert, tao amin’ny Birao fiasany tao Ampandrianomby androany 11...
Ny voalohan’ny volana Desambra 2023 teo no nikatona ny fanjonoana makamba teto amintsika. Natao izany mba hahafahana mitantana maharitra ny...
Notanterahina ny 29 febroary 2024 ka hatramin’ny androany 01 martsa 2024 tao amin’ny seranan-tsambon’ny Toamasina ny fandrafetana (montage) sy ny...
Notontosaina ny faha 27 febroary 2024 lasa teo ny hetsika fanaingana tamin’ny fomba ofisialy ny Drafitr’asa ara-tsosialy “Fia-Mora” tao Toamasina,...
Fanindroany izao no nandalo Teto amintsika ireo Masohivoho Turquie eto Madagasikara niresaka amin’ny ahafahana Manatanteraka ny fiaraha-miasa amin’ny resaka #Toekarena_Manga...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025