Mandalo eto Cape Town Afrika Atsimo Atoa Ministrin’ny Jono sy ny Toekarena Manga Mahatante Tsimanaoraty Paubert namaly ny fanasana...
Ho fampiroboroboana ny Toekarena Manga eto Madagasikara dia ny lafiny fampianarana no tsara atao vaindohan-draharaha voalohany. Noho izany indrindra...
Tonga nitsidika ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga tao Ampandrianomby, ny Delegasiona avy any Indonésie notarihan’i solotena avy...
Mbola eto amin’ny Faritra Boeny Atoa Ministrin’ny Jono sy ny Toekarena Manga, MAHATANTE Paubert, manohy ny asa fampiroboroboana ny...
Vita soa aman-tsara ny asa fananganana ny birao vaovaon’ny ASH eto Mahajanga, ivon-toerana iray mikirakira ny fanondranana entana rehetra...
Mitohy ao amin’ny Fkt Marosakoa ny fitsidiha’Atoa Minisitra MAHATANTE Paubert ny 29 Novambra 2023, izay voalohany ihany koa no...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025