Niverina nitsidika ny tananan’ny Morombe Atoa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga Paubert Mahatante sy ireo Mpiaramiasa aminy...
Ela ny ela, tonga eto Madagasikara ilay harato manaraka ny toetry ny andro antsoina hoe harato marososona (filet multifilament)....
Isan’ny fikambanana izay nahazo tosika tamin’ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga ao Ihorombe ireto Raiamandreny ara-pinoana izay miompy...
Anjaran’ny Kaominina Ivohibe, Distrikan’ Ivohibe, Faritra Ihorombe indray no nisitraka fiofanana amin’ny fiompiana trondro ny 13 sy ny 14 Oktobra...
Isan’ny olana lehibe atrehin’ny Mpiompy trondro ny tsy fahampian-drano mandritry ny main-tany tahaka izao. Ny volana Jolay ka hatramin’ny...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025