Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny Baie de Sakalava, Kaominina Ambanivohitra Ramena, Distrikan’Antsiranana II, Faritra Diana, ny 07 Septambra 2023...
Ho fanatratrarana ny Velirano faha-4 «fanomezana fampianarana ho an’ny rehetra » sy ny velirano faha-9 « fahavitan-tena ara-tsakafo » izay...
Tanjon’ny Ministera’ny Jono sy ny Toekarena Manga ny hampiakatra ny tahan’ny fihinana trondro ho an’ny vahoaka malagasy ahafahana miady amin’ny...
Nohon’ny fitombon’ny mponina sy ny fiovan’ny toetr’andro dia mivondrona sy mifanome tanana ireo Vondrona Nosy sy Nosy rehetra manerantany ho...
Fototra ho amin’ny fampivoarana sy fampandrosoana ny tontolon’ny Jono sy ny fambolena ary ny fiompiana ny fisiana sy ny fikajiana...
Nisy ny fihaonan’Atoa Minisitra MAHATANTE Paubert tamin’ny delegasionina avy any Indonezia izay notarihin’Atoa Minisitra Lefitra misahana...
« Toekarena Manga, andry iankinan’ny fivoarana ho fanatsarana ny fiainan’ny Vahoaka Malagasy » izay ny lohahevitra amin’ny fankalazana voalohany ny Androm-pirenena...
Ministère de la Pêche et de l’Economie Bleue
Ampandrianomby, Antananarivo Madagascar
mpeb.contact@mpeb.mg
+261 34 05 008 03
MPEB 2025