Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Agnilobe Kaominina Amporoforo, distrika Farafangana, Faritra Atsimo Atsinanana
fanarahamaso sy fanolokoloana ireo fambolen-kazo

Notontosaina ny 09 Mai 2025 ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fikolokoloana sy fanarahamaso ireo zanakazo novolena ho an’ny faritra Atsimo Atsinanana. « Ny ala velona no antoka ho an’ny hoavitsika rehetra », « Hamela lova tsara ho an’ny taranaka aho »; ireo no loha-hevitra sy teny filamatra nanentanana nandritra izany.
Isan’ireo sokajin’olona maro samy hafa nandray anjara tamin’izany ny DRPEB Atsimo Atsinanana izay notaritin’Atoa Préfet ny Farafangana sy ny fitaleavam-paritra miadidy ny tontolo iainana Atsimo Atsinanana.
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru