AMBALAMANGA , NOSY BE , FARITRA DIANA
FITSIDIHANA NY COMPLEXE DE PECHE
Efa miasa tsara ankehitriny ny « complexe de pêche izay Foto-drafitrasa entina hampivoarana Sy hampandrosoana ny tanana Ary indrindra hampiroboroboana ny sehatry ny Jono. Zava-dehibe ny fananana azy ity satria Tsy misy intsony ireo trondro very fa afaka atao ny mitahiry azy ao anatiny Ary Vokatra #madio Sy #mahasalama Sy #vokarakara avokoa no mivoaka ao .
Foto-drafitrasa ahitana Machine de glace, toerana hivarotana ireo vokatra , Biraon’ny koperativa izay izy ireo ihany no hitantanana azy sns….
Azo lazaina fa Anisan’ny Foto-drafitrasa Manova ny tantaran’ny Jono manerana an Madagasikara ny fisian’ny fotodrafitrasa toy itony.
Nitsidika izany ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert nandritra ny fitsidihany Teto an-toerana.