Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Ampasikely , kaominina Antafia Ambotry , Distrika Ambanja
MIFAMENO NY ASA FANJONOANA SY NY FAMBOLENA LOMOTRA

Efa an-taonany maro ny Ministeran’ny Jono sy ny Toekarena Manga no manao izao asa fampiroboroboana ny asa fambolena lomotra izao eto Madagasikara, Raha tsiahivina dia lomotra manodidina ny 3000 taonina d’algues sèche  no ho tratrarina manodidina ny taona 2030.
Ho an’ny androany dia nijery Mivantana ny toerana izay hambolena lomotra izay ataon’ny orinasa Riaka A/toa Minisitra MAHATANTE Paubert, orinasa noho ny Mampifandray ny asa fanjonoana sy ny asa fambolena lomotra ,
Mamelona olona maro ny fambolena lomotra satria dia ao anatin’ny ray volana dia mahazo hatrany amin’ny 2 tapitrisa ariary ireo mpanjono, Raha eto amin’ity toerana ity manokana dia mahazo 225 000 isan-kerinandro ireo mpanjono.
Ny Tanjona amin’ny ho avy arak’izany dia ny ahafahana manodina azy ireto vokatra ireto eto Madagasikara
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru