Tamin’ny taona 1964 no nametrahan’A/toa Tsiranana ny « station Piscicole » Voalohany Teto amin’ity toerana ity , Ankehitriny Dia ho avadika ho Zone d’Emergence Piscicole izany izay entina hamokarana zana-trondro hatramin’ny 5 tapitrisa , ahafahana mamokatra trondro azo sakafoanana avy hatrany , ary koa toerana ahitana toerana fampiofanana ireo tanora amam-behivavy mba hampananan’asa azy ireo Sy ny maro hafa.
Tonga nijery ny fandrosoan’ny asa teny an-toerana ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert Sy izay nanome ny Toro-marika entina hanafainganana ny asa.
Tsy ho ela Dia ho hiasa soamantsara ity fotodrafitrasa lehibe izay entina hampiroboroboana ny sehatry ny Jono aty amin’ny Faritra Sofia ity.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *