Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

Andranobe , Nosy be , Faritra Diana

Efa Telo taona Teo no eo i Mme Tatie Chris no niompy trondro izay nihitatra tsikelikely izany ka nahafahana nametraka ireo Dobo mirefy 700 metatra toradroa . Manodidina ny 2, 8 taonina kosa ny tombam-bokatra eritreretina anatin’ny « cycle » iray (6 a 7 mois eo ho eo ) .Ahitana Dobo fiompiana zana-trondro ao an-toerana Ary bodo fanalehibiazana ihany koa .
Ankoatry ny fiompiana trondro dia ahitana ireo karazana fambolena ihany koa ao an-toerana ,miaraka amin’ireo voankazo fihinamboa samihafa izay manome endrika an’ny tanana sy mifameno ihany koa amin’ny asa Fiompiana trondro
Nanararaotra nifampizarana tamin’A/toa Minisitra izy ireo amin’ireo teknika rehetra ahafana mampiakatra sy manatsara hatrany ny vokatra .
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru