Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

ANTANANARIVO ATSIMONDRANO
FIFAMPIZARANA NIARAHANA TAMIN’IREO MPIANATRA AMIN’NY ONIVERSITE U-MAGIS BEVALALA.

Mpianatra maherin’ny 600 no Tonga nanatrika ny fifampizarana niarahana tamin’A/toa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga MAHATANTE Paubert nandritra ny fitsidihany tao an-toerana.
Voaresaka tao avokoa ireo fahalalana ankapobeny izay manitikitika ireo mpianatra tao ny mahakasika ny maha olona , ny haitondra sy ny fitantanana , ny fihariana anaty rano sy ny tontolony sns… Izao no natao ahafahan’izy ireo mijery sahady ny asa sy ny fanirian’izy ireo rehefa any aoriana Ary koa tsy ho tompotrano mihono amin’ireo Zava-misy rehetra manodidina ny maha olona sy fahiza-mitantana sy fahaiza-mihary.
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru