Contact : +261 34 05 415 47 | Nous suivre :

aominina ambanivohitra Analavory, Distrika Miarinarivo, Faritra Itasy
Fampiofanana fiompiana trondro

Notontosaina ny 12 Martsa 2025 tao amin’ny tranompokonolona Analavory ny fampiofanana fiompiana trondro izay niarahan’ny ekipan’ny DRPEB Itasy sy ny ekipan’ny DA (Direction de l’Aquaculture) avy ao amin’ny Ministera foibe.
Niisa 45 ireo olona tonga nanatrika izany ary tena liana tokoa izy ireo ary vonona ny hanaraka ny teknika nomena azy ireo.Izany fiofanana izany dia nialohavan’ny fitsidihina toeram-piompiana iray tao Firavaha Analavory ihany izay nanomezana tantsoroka ara – teknika ho fanampiana an’Andriamatoa Ijoroana amin’ny famokarany zanatrondro sy fanatavezana.
eu-ua.org
kidstravel2.com
oren-sarmats.ru