𝗙𝗮𝗺𝗲𝘁𝗿𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗹𝗮𝘁𝗲𝗳𝗼𝗿𝗺𝗲 𝗔𝗥𝗜𝗦/𝗔𝗳𝗿𝗶𝗰𝗮 𝗙𝗶𝘀𝗵𝗲𝗿𝗶𝗲𝘀 𝗮𝗻𝗱 𝗔𝗾𝘂𝗮𝗰𝘂𝗹𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗗𝗮𝘁𝗮 (𝗔𝗙𝗔𝗗𝗔𝗧𝗔) 𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿.
10ème édition salon RSE et IDD
30 mars au 02 avril 2026: Forum Regional des LMMA Sud de Madagascar
Kabarin’i Atoa Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga, Pr MAHARAVO Jean amin’izao fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny ranomasimbe izao.
Fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny ranomasimbe, Toliara – Faritra Atsimo Andrefana. 06-08 Jona 2026
JOURNEE MONDIALE DE L’OCEAN Du 06 au 08 juin 2026 à Toliara

« Notre Océan, notre Héritage » Du 06 au 08 juin 2026 à Toliara, Région Atsimo Andrefana. Venez nombreux !!
04–05 Juin 2026 : conférences et expositions sur la sécurité alimentaire à Anosy
𝗠𝗣𝗘𝗕 𝘀𝘆 𝗙𝗔𝗢: 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗛𝗜𝗦𝗜𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗭𝗢 𝗧𝗦𝗔𝗣𝗔𝗜𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔.

Nandray an’Atoa 𝗔𝗹𝗼𝘆𝘀 𝗡𝗶𝘇𝗶𝗴𝗶𝘆𝗶𝗺𝗮𝗻𝗮 Mpisolo-tena vonjimaikan’ny FAO eto Madagasikara, ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga 𝙋𝙧 𝙈𝘼𝙃𝘼𝙍𝘼𝙑𝙊 𝙅𝙚𝙖𝙣 tao Ampandrianomby ny 20 aprily 2026. Nohamafisina nandritra ny fihaonana ny fitohizan’ny fiaraha-miasa efa nisy teo amin’ny FAO sy Madagasikara, indrindra amin’ny fampandrosoana ny jono sy ny Toekarena Manga. Tafiditra amin’izany ny fanohanana ny mpanjono madinika, ny #fanatsarana ny #fanodinana sy #fitehirizana_vokatra, ary ny fampiroboroboana ny fiompiana trondro amin’ny alalan’ny #teknika_maoderina. Laharam-pahamehana ihany koa ny ady amin’ny jono tsy ara-dalàna (INN), ny fanavaozana ny lalàna mifehy ny sehatra, ary ny fanomezana lanja ireo harena an-dranomasina sy trondro zanatany. Marihina fa efa hatry ny ela ny fiaraha-miasan’ny FAO sy Madagasikara amin’ny jono sy ny Toekarena Manga, amin’ny alalan’ny fandaharan’asa toy ny EAF-NANSEN, Glolitter ary ny fanatanterahana nyPAN-PP.” Nanamafy ny roa tonta fa 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐡𝐲 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐲 𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐥𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐣𝐨𝐧𝐨 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲. #MPEB #FAO #FIARAHA_MIASA_MIABO
Mahajanga, Région BOENY : Atelier technique régional pour la révision du Code de la Pêche et de l’Aquaculture

Mahajanga, Région BOENY. 05-06 Mars 2026 Atelier technique de consultation des parties prenantes pour la révision du Code de la Pêche et de l’Aquaculture (LOI 2015-053 du 03 février 2016 modifiée et complétée par la loi nº 2018-026 du 26 décembre 2018 portant Code de la Pêche et de l’Aquaculture)
Communiqué conformément à l’arrêté n° 34535/2025 du 26/11/25 La Pêche crevettiers pour la campagne 2026 pour toute forme de pêcherie, est ouverte
